Boky Faharoan'ny Makabeo

Toko faha-12

42 Rahefa izany, dia nanomboka nivavaka izy ireo nangataka mba havela tokoa ny fahotana natao; Jodasa ilay mahery fo kosa, namporisika ny vahoaka hiaro tena ho tsy voalotom-pahotana, fa he ity hita maso ny vokatry ny fahotan'izay maty.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0131